|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 5.32 |
|
ary Ozy niteraka an' i Zerahia; ary Zerahia niteraka an' i Meraiota; |
Ozi niteraka an' i Zaraiasa, Zaraiasa niteraka an' i Meraiota, |
Uzzi engendra Zerahya, Zerahya engendra Merayot, |
1Tt / 1Tan 5.33 |
|
ary Meraiota niteraka an' i Amaria; ary Amaria niteraka an' i Ahitoba; |
Meraiota niteraka an' i Amariasa, Amariasa niteraka an' i Akitoba, |
Merayot engendra Amarya, Amarya engendra Ahitub, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 6.37 |
The son of Tahath, the son of Assir, the son of Ebiasaph, the son of Korah, |
Meraiota no zanakalahin' i Zerahia, Amaria no zanakalahin' i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin' i Amaria, |
Meraiota zanany, Amariasa zanany, |
Merayot son fils, Amarya son fils, Ahitub son fils, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 9.11 |
And Azariah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the ruler of the house of God; |
sy Azaria, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, |
Azariasa, zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosalama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Maraiota, zanak' i Akitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra; |
Azarya fils de Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu. |
|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 7.3 |
The son of Amariah, the son of Azariah, the son of Meraioth, |
zanak' i Amaria, zanak' i Azaria, zanak' i Meraiota, |
zanak' i Amariasa, zanak' i Azariasa, zanak' i Maraiota, |
fils d' Amarya, fils de Azarya, fils de Merayot, |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.11 |
Seraiah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, was the ruler of the house of God. |
Ary Seraia, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. |
Jasina, Saraiasa zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosolama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Akitoba, andriandahy amin' ny tranon' Andriamanitra, |
Seraya, fils d' Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu, |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 12.15 |
Of Harim, Adna; of Meraioth, Helkai; |
ny avy tamin' i Hadma dia Adna; ny avy tamin' i Meraiota dia Helkay; |
Ednà avy amin' i Haràma; Helkì avy amin' i Maraiota; |
famille de Harim : Adna; famille de Merayot : Helqaï; |