|
The Song of Songs |
Tononkira |
Tononkira |
Le Cantique des Cantiques |
Ton 1.5 |
I am black, but comely, O ye daughters of Jerusalem, as the tents of Kedar, as the curtains of Solomon. |
Mivalomainty aho, nefa tsara tarehy, ry zanakavavin' i Jerosalema, toy ny lain' i Kedara, toy ny ambain-dain' i Solomona. |
Mainty aho, ry zanakavavin' i Jerosalema, nefa tsara tarehy, Sahala amin' ny lain' i Sedara, tahaka ny trano lain' i Salomona. |
Je suis noire et pourtant belle, filles de Jérusalem, comme les tentes de Qédar, comme les pavillons de Salma. |
Asa 13.1 |
Now there were in the church that was at Antioch certain prophets and teachers; as Barnabas, and Simeon that was called Niger, and Lucius of Cyrene, and Manaen, which had been brought up with Herod the tetrarch, and Saul. |
Ary teo amin' ny fiangonana tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: Barnabasy sy Simeona, izay atao hoe Nigera, sy Losio Kyreniana sy Menahema (izay niolonono tamin' i Heroda mpanapaka) ary Saoly. |
Tao amin' ny Eglizy tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: dia Barnabe sy Simeona izay atao hoe Mainty, Lisiosa avy any Sirena, sy Manahena izay niolo-nono tamin' i Heroda Tetrarka, ary Saoly. |
Il y avait dans l'Église établie à Antioche des prophètes et des docteurs : Barnabé, Syméon appelé Niger, Lucius de Cyrène, Manaèn, ami d' enfance d' Hérode le tétrarque, et Saul. |