<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 28:20 | Then |
Dia lavo niampatra tamin' ny tany niaraka tamin' izay Saoly ka raiki-tahotra indrindra noho ny tenin' i Samoela; sady efa tsy nisy hery intsony izy, satria tsy nihinan-kanina indray andro sy indray alina maninjitra. | Dia lavo nitsingidina tamin' ny tany, niaraka tamin' izany, Saola; fa ny tenin' i Samoela nahatsiravina azy indrindra; ny heriny koa efa tsy nisy intsony, stria tsy nanendry hanina izy, indray andro sy indray alina maninjitra. | Aussitôt |