<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 26:7 | So |
Ary tonga tao amin' ny vahoaka Davida sy Abisay nony alina; ary, indro, Saoly nandry ka natory teo anatin' ny sehatra-sariety, ary ny lefony nitsatoka amin' ny tany teo anilan' ny lohany; fa Abnera sy ny vahoaka nandry manodidina azy. | Alina no nahatongavan' i Davida sy Abisaï tany amin' ny vahoaka; ary inty Saola nandry tao afovoan' ny toby ka natory, ary ny lefony nitsatoka amin' ny tany teo anilan' ny ondany; Abnera sy ny vahoaka nandry manodidina azy. | Donc |