<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 21:8 | And |
(Nefa nisy anankiray tamin' ny mpanompon' i Saoly teo tamin' izany andro izany, voahazona teo anatrehan' i Jehovah, Doega Edomita no anarany; lehiben' ny mpiandrin' i Saoly izy.) | Tao indrindra ny lehilahy anankiray amin' ny mpanompon' i Saola tamin' izay andro izay, fa voahazona teo anatrehan' ny Tompo; Doega Edomita no anarany, ary lehiben' ny mpiandry ny ondrin' i Saola izy. | Or, ce jour même, se trouvait là un des serviteurs de |