<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 16:23 | And it came to pass, when the evil spirit from |
Ary raha nisy fanahy avy tany amin' Andriamanitra tonga tao amin' i Saoly, dia noraisin' i Davida ny lokanga ka notendren' ny tànany; ka dia velombelona sady nanaritra Saoly, ary ny fanahy ratsy niala taminy. | Nony injay tonga amin' i Saola ny fanahy avy amin' Andriamanitra, raisin' i Davida ny harpa, ka tendreny amin' ny tànany dia mionona Saola sy finaritra, ary miala aminy ny fanahy ratsy. | Ainsi, chaque fois que l' esprit de |