<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:20 | And |
Ary Saoly sy ny vahoaka rehetra izay teo aminy nivory, ka dia tonga tany amin' ny ady izy, ary indreo ny Filistina nifamely tamin' ny sabany, dia izy samy izy, ka nifanaritaka be ihany. | Rahefa izany dia nivory Saola mbamin' ny vahoaka rehetra nomba azy, ka nandroso tonga hatrany amin' ny toerana niadiana; ka indro fa izy samy izy no nifamely sabatra ary efa nifanaritaka be ihany. |