<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:17 | Then said |
Ary hoy Saoly tamin' ny olona teo aminy: Alaharo, ka izahao izay niala tamintsika. Ary nony voalahatra ny olona, dia Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany no tsy teo. | Ka hoy Saola tamin' ny vahoaka nomba azy: Ataovy ny matso, ka zahao izay niala tamintsika. Dia nanao matso izy ireo, ka hita fa Jonatasy sy ny mpitondra fiadiany no tsy teo. | et |