<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 13:22 | So it came to pass in the day of battle, that there was neither sword nor spear found in the hand of any of the people that were with |
Ary tamin' ny andro niadiana dia tsy nisy sabatra na lefona hita teny an-tànan' ny vahoaka rehetra izay eo amin' i Saoly sy Jonatana; fa tamin' i Saoly sy Jonatana zanany ihany no nisy. | Koa noho izany dia indro fa tamin' ny andro hiadina dia tsy nisy lefona na sabatra teo an-tànan' ny vahoaka rehetra nomba an' i Saola sy Jonatasy, fa teo an-tànan' i Saola sy Jonatasy zanany ihany no nisy. | Aussi arriva-t-il qu' au jour de la bataille, dans l' armée qui était avec |