<- -> |
[King James Bible] Letter to the Colossians |
[Baiboly 1865] Kolosianina |
[Baiboly Katolika] Kolosiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Colossiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Kol 2:8 | Beware lest any man spoil you through philosophy and vain deceit, after the tradition of men, after the rudiments of the world, and not after |
Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin' ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran' izao tontolo izao, fa tsy araka an' i Kristy. | Mitandrema fandrao dia lasan-ko babon' ny sasany, amin' izany hoe fahaizan-dalina, izay famitahana foana, avy amin' ny hevitr' olombelona sy araka ny abidim-pianaran' izao tontolo izao, fa tsy araka ny Kristy. | Prenez garde qu' il ne se trouve quelqu' un pour vous réduire en esclavage par le vain leurre de la " philosophie ", selon une tradition toute humaine, selon les éléments du monde, et non selon le |