<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 9:18 | What is my reward then? Verily that, when I preach the gospel, I may make the gospel of |
Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara, mba tsy hanampatra ny fahefako amin' ny filazantsara. | Inona àry no valisoa azoko? Izao ihany: mitory ny Evanjely aho, ary mitory azy maimaim-poana, fa tsy mampiasa ny fahefana ananako avy amin' ny Evanjely. | Quelle est donc ma récompense ? C' est qu' en annonçant l' |