<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 3:1 | And I, brethren, could not speak unto you as unto spiritual, but as unto carnal, even as unto babes in |
Ary izaho, ry rahalahy, tsy nahazo niteny taminareo tahaka ny amin' izay araka ny Fanahy, fa tahaka ny amin' izay mbola nofo, dia tahaka izay mbola zaza ihany ao amin' i Kristy. | Ary izaho, ry rahalahy, dia tsy nahazo niteny taminareo toy ny amin' ny olona ara-panahy, fa toy ny amin' ny olona ara-batana sy mbola zaza ao amin' ny Kristy. | Pour moi, frères, je n' ai pu vous parler comme à des hommes spirituels, mais comme à des êtres de chair, comme à de petits enfants dans le |