<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 52:4 | And it came to pass in the ninth year of his reign, in the tenth month, in the tenth day of the month, that |
Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Zedekia, dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra, hamely an' i Jerosalema, ka nitoby tandrifiny sady nanao tilikambo manodidina azy izy. | Tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Sedesiasa, tamin' ny volana fahasivy, tamin' ny andro fahafolon' ny volana, dia tonga hamely an' i Jerosalema Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, mbamin' ny tafiny rehetra; ka nitoby tamin' ny tandrifiny sy nanao manda fanakekezana manodidina azy; | En la neuvième année de son règne, au dixième mois le dix du mois, |