<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 50:29 | Call together the archers against |
Antsoy ny mpandefa zana-tsipìka hamely an' i Babylona. Dia ny mpanenjana tsipìka rehetra; Mitobia manodidina hamely azy; Aoka tsy hisy ho afaka izy; Valio araka ny asany izy, eny, araka ny asa rehetra nataony, no mba ataovy aminy kosa; Fa niavonavona tamin' i Jehovah izy, dia tamin' ny Iray Masin' ny Isiraely. | Antsoy hamely an' i Babela ny mpandefa tsipìka, mbamin' izay rehetra mpanenjana tsipìka, mitobia manodidina azy hianareo; aza misy afa-mandositra! Toraky ny nataony rehetra no mba ataovy aminy kosa, fa nitsangana hanohitra an' ny Tompo, hanohitra an' ilay Masin' Israely. | Convoquez les archers contre |