<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 5:22 | Fear ye not me? saith the |
Izaho va tsy atahoranareo? hoy Jehovah; Tsy mangovitra va ianareo eo anatrehako, izay nanao ny fasika ho fefin' ny ranomasina, dia fetra mandrakizay tsy azony hihoarana? Ka na dia mitopatopa aza ny onjany, dia tsy mahavaky azy, ary na dia mirohondrohona aza, dia tsy mahahoatra azy. | Tsy hatahotra ahy va hianareo, - teny marin' ny Tompo; tsy hangovitra eo anatrehako va hianareo; Izaho no nanao ny fasika ho fefin' ny ranomasina, dia fefy mandrakizay tsy hihoarany! Mitopatopa ny onjany, fa tsy afaka izy; mirohondrohona izy, fa tsy afa-mihoatra azy. | Moi, ne me craindrez-vous pas? Oracle de |