<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 49:7 | Concerning |
Ny amin' i Edoma. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Tsy misy fahendrena intsony va ao Temana? Very saina va ny olon-kendry? Lany va ny fahendreny? | Teny mamely an' i Edoma. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Efa tsy misy fahendrena intsony va ao Temana? Lany hevitra va ireo mahira-tsaina? Efa levona va ny fahendren' izy ireo? | A |