<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 38:6 | Then took they |
Ary naka an' i Jeremia izy ka nandatsaka azy tao amin' ny lavaka famorian-dranon' i Malkia, zanak' andriana, izay tao amin' ny kianjan' ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin' ny mahazaka Jeremia. Ary tsy nisy rano tao amin' ny lavaka, fa fotaka fotsiny ihany, ka dia nilentika tamin' ny fotaka Jeremia. | Dia noraisin' izy ireo Jeremia, ka nampidininy tao an-davak' i Melkiasa, zanak' andriana, ao an-kianjan' ny fiambenana; mahazaka no nampidinana an' i Jeremia tao an-davaka izay tsy nisy rano, fa fotaka ihany, ka nilentika tanaty fotaka Jeremia. | Ils se saisirent donc de |