<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 38:11 | So |
Ary Ebeda-meleka nitondra ny olona niaraka taminy, ka dia lasa nankany amin' ny tranon' ny mpanjaka eo ambanin' ny trano firaketana, ary naka lamba rovitra sy vorodamba tao izy, ka nampidininy tamin' ny mahazaka ho ao amin' ny lavaka izany ho ao amin' i Jeremia. | Ary naka ireo olona ireo hiaraka aminy Abdemeleka, dia niditra tao amin' ny tranon' ny mpanjaka ao ambanin' ny trano firaketana. Naka lamba tonta amam-boro-kitsay tao izy, ka nalefany tamin' ny tady izany ho ao amin' i Jeremia ao an-davaka. |