<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 32:2 | For then the king of |
Fa tamin' izany no nanaovan' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Babylona fahirano an' i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan' ny trano fiambenana, izay teo amin' ny tranon' ny mpanjakan' ny Joda. | Tamin' izany, ny tafiky ny mpanjakan' i Babilona, nanao fahirano an' i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany, nafahy tao amin' ny kianjan' ny fiambenana, tao amin' ny tranon' ny mpanjakan' i Jodà. | L' armée du roi de |