<-
->

Jer / Jr 26:12 Then spake Jeremiah unto all the princes and to all the people, saying, The Lord sent me to prophesy against this house and against this city all the words that ye have heard. Dia nilaza tamin' ny mpanapaka rehetra sy ny vahoaka rehetra Jeremia hoe: Jehovah no naniraka ahy haminany izay rehetra efa renareo ny amin' ity trano sy ity tanàna ity. Fa niteny tamin' ny loholona rehetra sy ny vahoaka rehetra Jeremia nanao hoe: Iaveh no naniraka ahy haminany ny zavatra rehetra efa renareo, hamelezana ity trano ity. Mais Jérémie répondit à tous les princes et à "tout le peuple C' est Yahvé qui m' a envoyé prophétiser contre le Temple et contre cette ville en prononçant toutes les paroles que vous avez entendues.