<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 24:8 | And as the evil figs, which cannot be eaten, they are so evil; surely thus saith the |
Ary ny amin' ny aviavy ratsy izay tsy azo hanina kosa noho ny haratsiny, dia izao no lazain' i Jehovah: Toy izany no hanolorako an' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny mpanapaka ary izay sisa any Jerosalema, dia izay mbola sisa amin' ity tany ity sy izay mitoetra any amin' ny tany Egypta, | Ary toy ny ataon' ny olona amin' ireo aviavy ratsy ireo, izay tsy hanina akory, noho ny haratsiany loatra, - izao no tenin' ny Tompo no hataoko amin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, ny mpanapaka mbamin' izay sisa any Jerosalema, ireo izay mitoetra amin' ity tany ity, ary ireo monina any amin' ny tany Ejipta. | Mais comme on traite les mauvaises figues, si gâtées qu' elles en sont immangeables oui, ainsi parle |