<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 18:18 | Then said they, Come and let us devise devices against |
Dia hoy ny olona: Andeha isika hihevitra izay hamelezana an' i Jeremia; fa tsy ho tapaka tsy akory ny lalàna avy amin' ny mpisorona, na ny saina avy amin' ny hendry, na ny teny avy amin' ny mpaminany. Aoka ny vavantsika ho enti-mamely azy, ary aoka tsy hohenointsika akory izay teniny. | Dia hoy izy ireo: Andeha, hiray tetika hamely an' i Jeremia isika; fa tsy ho faty ny lalàna ao amin' ny mpisorona, na ny hevitra ao amin' ny hendry, na ny tenin' Andriamanitra, ao amin' ny mpaminany! Andeha hasiantsika amin' ny vavantsika izy, ary aza manongilan-tsofina amin' ny teniny isika. | Ils ont dit : "Venez! |