<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 1:18 | For, behold, I have made thee this day a defenced city, and an iron pillar, and brasen walls against the whole land, against the kings of |
Indro, Izaho hanao anao ho tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina mba tsy ho leon' ny tany rehetra, na ny mpanjakan' ny Joda, na ny lehibeny, na ny mpisorony, na ny vahoaka. | Indro aho anio manao anao ho tanàna mimanda, andry vy ary manda varahana, eo anatrehan' ny tany rehetra, eo anatrehan' ny mpanjakan' i Jodà, sy ny mpanapaka eo aminy, eo anatrehan' ny mpisorony, eo anatrehan' ny vahoakany. | Voici que moi, aujourd' hui même, je t' ai établi comme ville fortifiée, colonne de fer et rempart de bronze devant tout le pays les rois de |