<- -> |
[King James Bible] The Psalms |
[Baiboly 1865] Salamo |
[Baiboly Katolika] Salamo |
[Bible de Jérusalem] Les Psaumes |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Sal 57:1 | Be merciful unto me, O |
Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon' i Davida tamin' ny nandosirany an' i Saoly tao anaty zohy. Mamindrà fo amiko. Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko; fa Hianao no ialofan' ny fanahiko; eny, ao amin' ny aloky ny elatrao no ialofako, mandra-pahalasan' ny loza. | Ho an' ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Hiran' i Davida, fony izy nenjehin' i Saola, niery tao amin' ny zohy. | Du maître de chant. "Ne détruis pas." De |