<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 6:18 | For there were many in |
Fa nisy maro tany Joda efa nianiana niray tetika taminy, satria vinanton' i Sekania, zanak' i Ara, izy; ary Johanana zananilahy efa nanambady ny zanakavavin' i Mesolama, zanak' i Berekia. | satria maro tamin' ny lehiben' i Jodà no efa tafaray taminy tamin' ny fianianana, noho izy vinanton' i Sekeniasa, zanak' i Areà, sy noho Johanàna zanany lahy nanambady ny zanakavavin' i Mosolama, zanak' i Barakia. | car il avait en |