<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 13:13 | And I made treasurers over the treasuries, |
Ary nanendry mpitandrina ny trano firaketana aho, dia Selemia mpisorona sy Zadoka mpanoratra ary Pedaia avy tamin' ny Levita; ary manarakaraka azy telo lahy dia Hanana, zanak' i Zakora, zanak' i Matania; fa natao ho mahatoky ireo; ary ny adidin' ireo dia ny hizara ho an' ny rahalahiny. | Ary notendreko ho mpitandrina ny trano fitehirizana Selemiasa mpisorona, Sadaoka mpanora-dalàna, Fadaiasa, anankiray tamin' ny levita; ary nataoko mpanampy an' ireo Hanàna zanak' i Zakora, zanak' i Mataniasa, fa ireo no hita toetra ho mahatoky. Azy ireo ny mizara ho an' ny rahalahiny. | Je préposai aux magasins le prêtre |