<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 10:39 | For the children of |
Ary hisy mpisorona anankiray, taranak' i Arona, hiaraka amin' ny Levita, raha mandray ny fahafolon-karena izy; ary ny ampahafolon' ny fahafolon-karena dia ho entin' ny Levita miakatra ho ao an-tranon' Andriamanitsika, ho ao amin' ny efi-trano ao an-trano fitehirizan-drakitra. Fa ho ao amin' ireo efi-trano ireo no hitondran' ny Zanak' Isiraely sy ny Levita ny fanatitra asandratra, dia vary sy ranom-boaloboka ary diloilo, dia ho ao amin' ilay itoeran' ny fanaky ny fitoerana masina sy ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana sy ny mpiandry varavarana ary ny mpihira; ary tsy hahafoy ny tranon' Andriamanitsika izahay. | Ny mpisorona taranak' i Aarona, hiaraka amin' ny levita, rahefa mandray ny fahafolony ny levita, ary ny ampahafolon' ny fahafolony dia haterin' ny levita ao an-tranon' Andriamanitra ao amin' ny efitrano fitehirizan-drakitra. | un prêtre, fils d' |