<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 13:8 | And now ye think to withstand the kingdom of the |
Ary ankehitriny ianareo mikasa hanohitra ny fanjakan' i Jehovah, izay eo an-tànan' ny taranak' i Davida; ary ianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo. izay eo an-tànan' ny taranak' i Davida; ary ianareo dia maro be, sady misy ombilahy kely volamena ao aminareo, izay nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo. | Ary hianareo ankehitriny mba matoky hahery eo anatrehan' ny fanjakan' ny Tompo izay eo an-tanan' ny taranak' i Davida; sady vahoaka maro be hianareo, ary miaraka aminareo ny zanak' omby volamena nataon' i Jeroboama ho andriamanitrareo. | Or vous parlez maintenant de tenir tête à la royauté de |