<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 9:33 | And these are the singers, chief of the fathers of the |
Ary ireo ihany koa no mpihira, lohan' ny fianakaviana amin' ny Levita, izay mitoetra tsy manan-draharaha hafa ao amin' ireo efi-trano; fa tsy maintsy ho amin' izany raharaha izany andro aman' alina izy. | Ireo no mpihira, lohan' ny fianakavian' ny Levita nitoetra tamin' ny efitrano, afaka tamin' ny raharaha hafa, satria tsy maintsy eo amin' ny raharahany andro aman' alina. | Voici les chantres, chefs de familles lévitiques. Ils avaient été détachés dans les pièces du Temple, car ils étaient chargés d' officier jour et nuit. |