<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 23:32 | And that they should keep the charge of the tabernacle of the congregation, and the charge of the holy place, and the charge of the sons of |
Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara-raharahany ny amin' ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahany ny amin' ny fitoerana masina ary ny anjara-raharahany ny amin' ny taranak' i Arona rahalahiny ho fanompoana ao an-tranon' i Jehovah. | Azy ireo ny mikarakara ny fitandremana ny trano lay fihaonana, ny fitandremana ny zavatra masina, ny fitandremana ireo taranak' i Aarona, rahalahiny, amin' ny momba ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo. | Ils observent, au service du Temple de |