<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 22:13 | Then shalt thou prosper, if thou takest heed to fulfil the statutes and judgments which the |
Ary amin' izany dia hambinina ianao, raha mitandrina hankatò ny lalàna sy ny fitsipika izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ho an' ny Isiraely; mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po. hankatò ny lalàna sy ny fitsipika izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ho an' ny Isiraely; mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po. | Hoambinina hianao amin' izay, raha manampo tokoa ny hanaraka ny lalàna amam-pitsipika nandidian' ny Tompo an' i Moizy ho an' Israely. Mahereza ary matokia fa aza matahotra na manam-badi-po. | Tu ne réussiras que si tu observes et mets en pratique les lois et les coutumes que |