<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 21:26 | And |
Ary Davida nanorina alitara teo ho an' i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana; dia niantso an' i Jehovah izy ka novaliany tamin' ny afo avy tany an-danitra, izay latsaka teo amin' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana. | Dia nanangana otely teo Davida, ho an' ny Tompo, ary nanatitra sorona dorana sy sorom-pihavanana. Izy niantso an' ny Tompo, ary Iaveh namaly azy tamin' ny afo avy any an-danitra latsaka teo amin' ny otely nisy ny sorona dorana. |