<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 20:4 | And it came to pass after this, that there arose war at |
Ary nony afaka izany, dia nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera; tamin' izany no namonoan' i Sibekay Hosatita an' i Sipay, izay isan' ny taranaky ny Refaita, ka dia naetriny ny Filistina. | Tatý aorian' izany nisy ady tamin' ny Filistina tao Gazera. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokaì Hosatita, an' i Safaì isan-taranak' i Rafà, ka voaetry ny Filistina. | Après cela, la guerre se poursuivit avec les |