<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 19:6 | And when the children of |
Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak' i Amona. | Fantatry ny taranak' i Amona, fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo Hanona sy ny taranak' i Amona hanakaramany kalesy amam-pitaingin-tsoavaly tany amin' ny Siriana, any Mesopotamia, sy tany amin' ny Siriana any Maakà sy any Sobà. | Les |