<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 21:2 | And the king called the |
Ary ny mpanjaka nampaka ny Gibeonita ka nanao taminy hoe (ny Gibeonita tsy mba isan' ny Zanak' Isiraely, fa sisa tamin' ny Amorita, ary ny Zanak' Isiraely efa nianiana taminy; nefa Saoly nitady izay hamelezany azy amin' ny firehetan' ny fitiavany ny Zanak' Isiraely sy ny Joda), | Dia nampaka ny Gabaonita ny mpanjaka sy nilaza taminy hoe: Tsy mba isan' ny zanak' Israely ny Gabaonita, fa avy amin' ny sisan' ny Amoreana. Efa nifanaiky tamin' izy ireo tamim-pianianana ny zanak' Israely, nefa nitady izay hamelezana azy Saola noho ny fahazotoany hiaro ny zanak' Israely sy Jodà. - | Le roi convoqua les |