<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 2:10 | (Ary efa-polo taona no nahaveloman' Isboseta, zanak' i Saoly, fony izy vao nanjaka amin' ny Isiraely, ary roa taona no nanjakany.) Fa ny firenen' i Joda nomba an' i Davida. | Efa efapolo taona Isboseta zanak' i Saola fony izy nanjaka tamin' Israely ary roa taona no nanjakany. Ny fokon' i Jodà irery ihany no nomba an' i Davida. |