Entry | 1 zanatohatra |
Elementary words | 2 zanaka, tohatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra |
Explanations in French |
5 [1.3.fr#709] les échelons, les marches de l'escalier, les degrés 6 [1.13] échelon 7 [1.66.fr#598] marche |
Examples |
8 Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5] 9 Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4] |
Vocabulary |
10 Economy: buildings, public works |
Analogs | 11 renitohatra |
Updated on 2024/08/13 |