Entry voatavoarivolahy
Elementary words voatavo ; arivolahy ; lahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina [1.1]
Explanations in French  [Merina] (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité). Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère). [1.196]
Scientific name Lagenaria siceraria
Examples Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga. [2.436]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/17