Entry | tsetsatsetsa | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy [1.1] | ||||||||||||
Vocabulary | Sound | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |