|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsemboka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1]
Examples  5  Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Nouns :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word tsemboka

Entry (2/2)12  tsemboka
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1]

Updated on 2023/08/08