Entry tsakodara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [1.1]
Scientific name Upupa epops
Examples Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [2.606]
Vocabulary 
Synonyms barao ~ drao ~ takadalana
Other spellings 

Updated on 2020/07/31