Entry | 1 terilatsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rindrin-trano natao tamin' ny volo na zozoro izay nasiana sakany manapaka eny an-tenatenany mba hamatorana sy hampiraisana ny volo na ny zozoro milahatra mitsangana Ny trano misy rindrina tahaka izany |
Examples |
4 Ny trano nandimby io dia ny terilatsy. [1.437#] 5 Trano-kazo sy terilatsy avokoa no teto an-tampon-tanàna, ary vitsy dia vitsy amin' ireny; [2.649#] |
Vocabulary |
6 Economy: buildings, public works |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/08 |