Entry | tanky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: tank. | |
Anagrams | kanty, kinta, tanky |
Updated on 2020/07/31 |