Entry | mizotra (zotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/06/04 |