Entry | mivoraka (voraka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1] | ||||||
[Bezanozano] [ mivôraka ] Matavy [1.78] | |||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | mavoraky, mivoraka |
Updated on 2023/01/20 |