Entry | miofaka (ofaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Miova hoditra, mihintsambolo [1.13] | |
Explanations in English | To scale to peel off in thin particles. [1.2] | |
Explanations in French | Muer [1.13] | |
Examples | Ny fahaverezan'ny fahatsapana eo amin'ny faritra fotsy mangirana na miofaka eo amin'ny vatana dia mety ho habokana
[2.424] | |
Vocabulary | Biology | |
Synonyms | miofaofaka | |
Anagrams | famioka, mifakoa, mifaoka, mifoaka, miofaka |
Updated on 2023/02/25 |