Entry | 1 manetry tena |
Elementary words | 2 manetry, tena |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona |
Explanations in English |
5 [1.7] to humble oneself |
Explanations in French |
6 [1.8] s'humilier, ĂȘtre humble |
Examples |
7 Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996] |
Synonyms | 8 mietry tena |
Analogs | 9 mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany tena, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena |
Updated on 2023/05/15 |