Entry (1/2) | 1 mampitony |
Root | 2 tony |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] manalefaka |
Explanations in French |
5 [1.13] amortir |
Vocabulary |
6 Economy: finances, management |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mampitony |
Root | 11 tony |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.13] mampihena ny vaikan'ny hery iray |
Explanations in English |
14 [1.7] to calm, to quiet, to pacify |
Explanations in French |
15 [1.8, 1.13] calmer, apaiser |
Examples |
16 Fahendrena lehibe nentin-drazana koa io: mampisokatra ny fon'ny mpihaino avy hatrany, na mampitony ny fony saika nitroatra. [2.298#] |
Vocabulary |
17 Philosophy |
Morphology |
|
Anagrams | 21 mampitony, manimpito, mpitomany |
Updated on 2022/09/06 |