Entry | lôjika | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [1.4] | |||
Explanations in French | Logique [1.13] | |||
Examples | Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka.
[4.43] | |||
Vocabulary | Philosophy | |||
Compound words |
| |||
Origin | French: logique. | |||
Updated on 2020/07/31 |