Entry lakalaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [1.1]
Explanations in English Impertinent, intrusive, forward, impudent [1.2]
Explanations in French Qui s'accommode de tout [1.196]
Examples 
1Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra. [1.437]
2Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296]
Compound words 

Entry lakalaka
Part of speech noun
Explanations in English  [Tankarana] A plant [1.2]
Explanations in French  [Betsileo, Sakalava, Tankarana, Tsimihety] Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka [1.196]
Scientific name Cynometra commersoniana
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/07